Misaotra mahatsiaro (MISAOTRA MAHATSIARO.pdf)

Nom du fichier: MISAOTRA MAHATSIARO.pdf
Ce document au format PDF 1.3 a été généré par PDFCreator Version 0.9.0 / AFPL Ghostscript 8.53, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 19/01/2012 à 06:52, à partir de l'adresse IPv4 41.188.***.***.
Taille du document: 30 Ko (2 pages).



     


Aperçu du fichier

MISAOTRA MAHATSIARO Nisomeso ianao, nirary soa ho ahy noho ny taom-baovao. Efa mahazatra ny fomba toy izany, fanaon’ny olom-banona manerana ny tany. Raha ny ahy manokana, sivy amby enimpolo ny hafatra voaraiko; nisy tamin’ireo nalefan’olon-tsy haiko satria tsy nisy anarana mba azo namantarana ny fototra niaviany, fa ny firariany no nomena lanja, ankasitrahan’ny fo, izay no fanajana mendrika tokoa. Vao aninkeo anefa, tsikaritro nirehitra ilay finday fampiasako fandefasan-kafatra; noraisiko avy hatrany fa liana aho te hahafantatra ny rary noraketiny…

  



Télécharger MISAOTRA MAHATSIARO.pdf


PDF - Télécharger le fichier     [DOWNLOAD]   Télécharger le fichier  (PDF, 30 Ko)




Faire un lien vers MISAOTRA MAHATSIARO.pdf

  Lien vers la page de téléchargement (lien court)



  Code HTML - Pour partager votre fichier PDF sur un site Web, un Blog ou un profil Myspace



  Code BB-Code - Pour partager votre document PDF sur un forum compatible avec les tags BB



  Lien permanent vers la page de téléchargement du document - Facebook, Twitter, ou partage direct




Partage Facebook