FITSANGATSANGANANA FIZALAOTRA (FIZALAOTRA - TRATRY NY TAONA 2012.pdf)

Nom du fichier: FIZALAOTRA - TRATRY NY TAONA 2012.pdf
Ce document au format PDF 1.5 a été généré par Microsoft® Office Word 2007, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 25/01/2012 à 13:09, à partir de l'adresse IPv4 41.188.***.***.
Taille du document: 71 Ko (2 pages).



     


Aperçu du fichier

FIZALAOTRA ANTANANARIVO FITSANGATSANGANANA SADY FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA VAOVAO 2012 ASABOTSY 18 FEBROARY 2012 TONTOLO ANDRO CAFÉ D’AMPASIMBE AMBATOLAMPIKELY, RN 2, PK 20 Hisy lalao sy fanentanana isankarazany mandritra ny fitsangatsanganana: Mini foot, volley, tennis, basket, pétanque, karaoke, fandihizana. Ny fiaingàna dia amin’ny 8 ora sy sasany maraina eny Ampasampito (GARE ROUTIÈRE) sy Anosy (INSTAT) ka ireo HANDEHA AMIN’NY FIARAN’NY FIKAMBANANA dia iangaviana HISORATRA ANARANA mialoha amin’ny komity mpikarakara. Hisy sakafo iraisana VARY SY LAOKA HENAN’AOMBY izay karakarain’ny fikambanana nefa afaka mitondra sakafo sy zava-pisotro izay ilainy ihany ny mpikambana. Komity Mpikarakara: www.fizalaotra.com - Tél: 03311 529 76 / 03311 816 39 /03329 878 59 / 03321 676 47 - Tél. 03470 889 06 / 03409 161 32 / 03466 971 59 / 03407 676 47

  



Télécharger FIZALAOTRA - TRATRY NY TAONA 2012.pdf


PDF - Télécharger le fichier     [DOWNLOAD]   Télécharger le fichier  (PDF, 71 Ko)




Faire un lien vers FIZALAOTRA - TRATRY NY TAONA 2012.pdf

  Lien vers la page de téléchargement (lien court)



  Code HTML - Pour partager votre fichier PDF sur un site Web, un Blog ou un profil Myspace



  Code BB-Code - Pour partager votre document PDF sur un forum compatible avec les tags BB



  Lien permanent vers la page de téléchargement du document - Facebook, Twitter, ou partage direct




Partage Facebook