Intégration facile Domaines .pdf


Nom original: Intégration facile Domaines.pdf
Auteur: Achile

Ce document au format PDF 1.5 a été généré par Microsoft® Word 2010, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 16/04/2014 à 21:38, depuis l'adresse IP 41.188.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 560 fois.
Taille du document: 273 Ko (4 pages).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


CONVERSATION ENTRE LE NOUVEAU SECRETAIRE GENERAL DU SYNDICAT
DES INSPECTEURS DES DOMAINES DE MADAGASCAR et sa sœur ECD EN
SERVICE à FIANARANTSOA


29 janvier



29/01/2014 08:57
Miharisoa Razafindratsimba
Akory nanao aona leka


29 janvier



29/01/2014 19:55
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba


29/01/2014 19:56
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Efa jereko kah. Tsy hadinoko zany iny kah.


5 février



05/02/2014 16:32
Miharisoa Razafindratsimba
Akory, mbola tsy ve?


6 février



06/02/2014 11:11
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Zao lé fandehany, nanontaniako tao. Raha misy poste budgétaire malalaka de
angatahana autorisation any am Finances miaraka am proposition anleh olona. Ka

matoa zany mahazo manao dossier amzay dia efa ok any am Finances hoe iza le olona.
Ka tsy haiko io olona teneninao io zany efa ok tany am Finances ny dossier ny tam
2013 vao afaka manao dossier izy. NY 2014 ity no hampidirana anao fa mbola manao
inventaire ny poste budgetaire malalaka 2014 zao. VIta zay vo proposer-na any ny
anaranareo!!!


9 février



09/02/2014 19:09
Miharisoa Razafindratsimba
Mba jerijereo any leka zay rah zay so de tara fa i Sefo Tazafy niresaka koa t@ Sabotsy
hoe izy hoe zao mikarakara ny fidiran'i Achil de zao nataony hoe ho hitanareo eo
atoato fa ho tafiditra hoe i Achil


09/02/2014 19:19
Miharisoa Razafindratsimba
Zoma manko fa tsy Sabotsy


09/02/2014 19:31
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Resaka fotsiny zany an.


17 février



17/02/2014 14:20
Miharisoa Razafindratsimba
Akory, ho any Tana hoe i Achil rariva na ampitso hitondra ny dossieny fa miandry
anazy any i sefo


17/02/2014 14:30

Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Ok, Chef iza kay.
Tazafy ve?


17/02/2014 14:30
Miharisoa Razafindratsimba
Ie


17/02/2014 14:32
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Ok ok.


17/02/2014 16:19
Miharisoa Razafindratsimba
Efa maika be zao i sefo miandry anazy fa hade rampitso izy


17 février



17/02/2014 22:04
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Ok anontaniko ao am Directeur mercredi fa mbola tsy eo izy rampitso.
Ok anontaniko ao am Directeur mercredi fa mbola tsy eo izy rampitso.


19 février



19/02/2014 17:37

Vj Nomenjanahary Razafindratsimba
Tao am Directeur zah tammaraina de nanontaniako hoe aona dossier ECD
Fianarantsoa mandeha zany? De niteny izy hoe tsisy anzany. Sady tsisy dossier
intégration zany
Tsisy mandeha mandra pitsangan gouvernement vao2.
Defa noteneniko ny cas nao izy fa ny anah oua ray iany defa ok fa raha vo misy poste
budgétaire de tafiditra ianao.


20 février



20/02/2014 18:00
Miharisoa Razafindratsimba
Kay ve,miteny fotsiny manko ia fa so de tara eo fa efa any hatram Latsinainy izy
mikarakara nenazy


20/02/2014 18:05
Vj Nomenjanahary Razafindratsimba


27 février



27/02/2014 19:51
Miharisoa Razafindratsimba
Akor, zao leka noteninindreo hoe nanatitra dossier tany @ fop hoe reo


18 mars



18/03/2014 14:21
Miharisoa Razafindratsimba
Mbola tsisy vao2 ve?


Aperçu du document Intégration facile Domaines.pdf - page 1/4

Aperçu du document Intégration facile Domaines.pdf - page 2/4

Aperçu du document Intégration facile Domaines.pdf - page 3/4

Aperçu du document Intégration facile Domaines.pdf - page 4/4




Télécharger le fichier (PDF)




Sur le même sujet..





Ce fichier a été mis en ligne par un utilisateur du site. Identifiant unique du document: 00236167.
⚠️  Signaler un contenu illicite
Pour plus d'informations sur notre politique de lutte contre la diffusion illicite de contenus protégés par droit d'auteur, consultez notre page dédiée.