dany .27 .pdf



Nom original: dany .27.pdfTitre: dany .27Auteur: Administrateur

Ce document au format PDF 1.4 a été généré par PDFCreator Version 1.7.3 / GPL Ghostscript 9.10, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 26/12/2014 à 07:01, depuis l'adresse IP 41.204.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 436 fois.
Taille du document: 1.8 Mo (10 pages).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


2105

Manana ny tantarany tena goavana tokoa io Rhinocéros io ao anatin’ny Tanataran’i Marseille. Aza
hadinoina ny manontany izay momba izany rehéfa tonga any io anao io-(Gare Saint CharlesMarseille).

Ny Kômîŋā kelin’i Allauch izay mifanolitra amin’i Marseille. Nisy dôkįtêra Gasy tao.

2106

2107

Tsy nisy hafa amin’ny tantaran’ny Kômîŋin’Ivato-Seranampiaramanidina izay saika natambatra
tamin’Antananarivo Renivohitra ity Allauch ity izay saika natambatra tamin’i Marseille

Zava-doza ny hatavizana any amin’ny Tany sy ny Firenéna rehétra efa mandroso any

I Toulon no isian’ny Tobin’ny Tafika Andranomasina farany izay lehibe indrindra ho an’ny Fįraşay

2108

Io misy orinasa iray izay mpikarakara fitsangatsangana any Toulon any. Ny mandeha aty
Madagasikara no tena lafo indrindra

Ao Toulon isika izao (the Road)

2109

Toulon : mampahatsiaro ny Vohitra Masin’Ambphimanga

2110

2111

Voatokana ho an’ny tafika iny faravodilanitra iny

Tsy ary ho voatantara an-tsary avokoa moa ny lalana rehétra izay naleha nandritra ny iray volana sy
tapany tany Fįraşa tany. Sary anarivony maro no nalaina sy tonga ho fahatsiarovana. Saika no
voavangy avokoa ny tanana lehibebe rehétra atsimon’i Fįraşa tahaka an’i Nice, Toulouse, Monaco,
Lourdes, …,. Fa anisan’ny tena manana ny tantarany tokoa ity Tananan’i Arles ity izay nantsoina
fahiny hoe : ilay Rôɱā kelin’i Gôļā (La petite Rome de la Gaule). Feno fahatsiarovana ny fotoana
nanjakan’ny Apira Rômaŋā ao anatin’io tananan’i Arles io ao.

2112

2113

2114


Aperçu du document dany .27.pdf - page 1/10
 
dany .27.pdf - page 3/10
dany .27.pdf - page 4/10
dany .27.pdf - page 5/10
dany .27.pdf - page 6/10
 




Télécharger le fichier (PDF)


dany .27.pdf (PDF, 1.8 Mo)

Télécharger
Formats alternatifs: ZIP



Documents similaires


dany 27
ahoana no fikolokoloana ny fitadidiana
ziona vaovao tantara
korbatane 6 ny volana masina ramadany
tady laharana 187
korbatane 6 ny volana masina ramadany version 2016

Sur le même sujet..