LESONA 13 .pdf
Nom original: LESONA 13.pdf
Auteur: Utilisateur Windows
Ce document au format PDF 1.5 a été généré par Microsoft® Word 2013, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 14/04/2016 à 13:07, depuis l'adresse IP 141.0.x.x.
La présente page de téléchargement du fichier a été vue 263 fois.
Taille du document: 545 Ko (4 pages).
Confidentialité: fichier public
Aperçu du document
NY TENY ARABO
houssencharly@gmail.com
L
E
Taona faha 12 (2004 – 2016)
S
O
N
A
Aprily 2016
Indreto kosa misy voambolana vaovao miisa sivy:
N° 1 3
Indreto misy fehezanteny telo. Efa hitantsika avokoa izy ireto koa vakio
mafy àry :
َج ِر ْيدَ ة
َ َف َرا
شة
gazety
Lolo
ك َتاب
َك ْلب
ُك َرة
boky
alika
Baolina
س َم َكة
َ
سالِم
َ َُه ِذ ِه ا ُ ْس َرة
trondro
Fianakavian’i Saalim ity
سالِم
َ َه ِذ ِه ُج َن ْي َن ُة
Zaridainan’i Saalim ity
سالِم فِي ا ْل ُج َن ْي َن ِة
َ ُا ُ ْس َرة
NY TENY ARABO
( 2004 – 2016 )
Ny fianakavian’i Saalim dia
َفم
َذ ْيل
َيد
ao an-jaridaina
vava
rambo
tànana
LESONA 13
Houssen Charly
Page 1@4
Rehefa asiana ny mpamaritra « AL » ireo teny ireo dia lasa toy izao :
ا ْل ُك َرةُ َت ْن ِزل ُ فِي ا ْل ِب ْر َك ِة
Midina ao anaty rano ilay baolina
الس َم َك ُة
ُا ْل َج ِر ْي َدة
َ ا ْل َف َرا
ش ُة
اب
ُ ا ْل ِك َت
ب
ُ ا ْل َك ْل
ُا ْل ُك َرة
نبيل َي ْبك ِْي أَ َما َم ا ْل ِب ْر َك ِة
Mitomany eo anoloan’ilay
dobo i Nabyil
ا ْل َف ُم
ُ الذ ْيل
ا ْل َي ُد
كلب َي ْن ِزل ُ فِي ا ْلبرك ِة
ُ ا ْل
Mariho tsara : vakio sy diniho tsara ireto fehezanteny manaraka ireto. Mariho
tsara ireo zanatsoratra roa sosona eny amin’ny faran’ny fehezanteny. Amin’ny
lesona no hanazavantsika ireo fitsipi-pitenenana mifehy izany.
Midina ao anaty dobo ny alika
َن ِب ْيل َي ْج ِر ْي فِي ا ْل ُج َن ْي َن ِة
Nabyil dia mihazakazaka ao an-jaridaina
ِ ا ْل ُك َرةُ في َف ِم ا ْل َك ْل
ب
اء ا ْل ُك َر ِة
َ َن ِب ْيل َي ْج ِر ْي َو َر
Ny baolina dia ao am-bavan’ilay alika
Nabyil dia mihazakazaka ao aorian’ny
baolina
NY TENY ARABO
( 2004 – 2016 )
LESONA 13
Houssen Charly
Page 2@4
ِس ِب ِج َو ِار ا ْل ِب ْر َك ِة
ُ نِ َها ُد َت ْجل
ـرةُ فِي َي ِد َن ِب ْيل
َ ا ْل ُك
Nihad dia mipetraka eo anilan’ny dobo
Ny baolina dia eo am-pelatànan’i Nabyil
س َم َكة
َ س ُم
ُ نِ َها ُد َت ْر
ب َي ُه ُّز َذ ْيلَ ُه
ُ ا ْل َكـ ْل
Nihad dia manao sarina trondro iray
Manifikifika ny rambony ilay alika
َار
ُ نِ َها ُد َت ْجل
ِ ِس ِب ِج َو ِار ْاأل ْزه
ْ ِس ِب ِج َو ِار األ
ار
ُ نِ َها ُد َت ْجل
ِ ش َج
Nihad dia mipetraka eo anilan’ireo voninkazo
Nihad dia mipetraka eo akaikin’ireo hazo
س ُم َزهْ َرة
ُ نِ َها ُد َت ْر
َ س ُم
ش َج َرة
ُ نِ َها ُد َت ْر
Nihad dia manao sarina voninkazo iray
Nihad dia manao sarina hazo iray
NY TENY ARABO
( 2004 – 2016 )
LESONA 13
Houssen Charly
Page 3@4
2. Fenoy amin’ny iray amin’ireo teny anaty fonon-teny ireto
fehezanteny ireto :
سـ ْو ِر
ُّ ِس ِب ِج َو ِار ال
ُ نِ َها ُد َت ْجل
Nihad dia mipetraka eo anilan’ny fefy
) َن ِب ْيل/ َ ِه ْند/ سالِم
َ (
..................
) َ ِه ْند/ َ نِ َهاد/ ( َن ِب ْيل
..............
) َ ِه ْند/ سالِم
َ / َ(نِ َهاد
َ س ُم َف َرا
شة
ُ نِ َها ُد َت ْر
3. Averimbereno soratana sy vakio mafy ireto:
Nihad dia manao sarina lolo iray
.... .............. ..............س ْو ِر
ُّ ال
ا ْل َج ِر ْيدَ ةُ ف ِْي َي ِد
ِس ِب ِج َو ِار
ُ ِه ْن ُد َت ْجل
ِ نِ َها ُد َت ْج ِر ْي فِي ا ْل ُج َن ْي َن
.. .... .. .............. .............. ة
.. .... .. .............. ..............سالِم
َ
1. Vakio mafy ireto fanontaniana ireto sy ny valiny
س ْو ِر
ُّ ِس ِب ِج َو ِار ال
ُ سالِم َي ْجل
َ
َن ِب ْيل َي ْج ِر ْي فِي ا ْل ُج َن ْي َن ِة
سالِم ؟
َ ِس
ُ اَ ْينَ َي ْجل
سالِم
َ ِس ِب ِج َو ِار
ُ ِه ْن ُد َت ْجل
ِس ِه ْن ُد ؟
ُ اَ ْينَ َت ْجل
نِ َها ُد َت ْج ِر ْي فِي ا ْل ُج َن ْي َن ِة
اَ ْينَ َت ْج ِر ْي ِن َها ُد ؟
.. .. .. .. .... .. .............. ..............
اَ ْينَ َي ْج ِر ْي َن ِب ْيل ؟
LESONA 13
س َم َكة
َ س ُم
ُ نِ َها ُد َت ْر
ِ ا ْل ُج َن ْي َن
.............. .............. ..............ة
.............. .............. ..............ا ْل ُك َر ِة
m
( 2004 – 2016 )
اب ف ِْي َي ِد
ُ ا ْل ِك َت
ِس ِب ِج َو ِار
ُ سالِم َي ْجل
َ
ِ َن ِب ْيل َي ْج ِر ْي فِي ا ْل ُج َن ْي َن
.. .... .. .............. ..............ة
FAMPIASANA
NY TENY ARABO
..............
ا ْل ُك َرةُ فِي َي ِد
سالِم فِي
َ ُا ُ ْس َرة
اء
َ َن ِب ْيل َي ْج ِر ْي َو َر
Hafatra : Averimbereno soratana tsy misy zanatsoratra sy vakiana
mafy sy matetiteka ny lesona
12 Aprily 2016 21h32
Houssen Charly
Page 4@4




Sur le même sujet..
manao
alika
charly
nabyil
tsara
fehezanteny
baolina
lesona
houssen
mipetraka
vakio
sarina
ireto
nihad
arabo