LESONA 5 .pdf
Nom original: LESONA 5.pdfAuteur: Utilisateur
Ce document au format PDF 1.4 a été généré par Nitro Pro / Nitro Pro 9 (9. 5. 0. 20), et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 14/04/2016 à 12:54, depuis l'adresse IP 141.0.x.x.
La présente page de téléchargement du fichier a été vue 291 fois.
Taille du document: 563 Ko (2 pages).
Confidentialité: fichier public
Aperçu du document
BISMIHI TA’ALA
martsa 2016
NY TENY
2004 – 2016
tsarafaracharly@gmail.com
ARABO
iza ?
+261 34 01 092 93
ﻣَنْ ؟
ﻣَنْ ھَذَا ؟
Iza io ?
LESONA 5
ﻣَنْ َھ ِذ ِه ؟
Iza io ?
Io dia i Nihaad
TRANO
(BaYT)
Tranon’i Saalim
Tranon’i Saalim ity/io
()ب ي ت
ٌَﺑﯾْت
َھ ِذ ِه ﻧِﮭَﺎ ُد
ﻣَنْ َھ ِذ ِه ؟
Iza io ?
َھ ِذ ِه ِھ ْﻧ ُد
Io dia i Hind
ٍَﺑﯾْتُ ﺳَﺎﻟِم
ھَذَا َﺑﯾْتُ ﺳَﺎﻟِ ٍم
houssencharly
NY TENY ARABO
ھَذَا ﺳَﺎﻟِ ٌم
Io dia i Saalim
(Io dia i Saalim)
LESONA 5
Iza io ?
ﻣَنْ ھَذَا ؟
Io dia i Nabyil
ٌ ھَذَا َﻧﺑِ ْﯾل
tsy azo amidy
Pejy 1 @ 2
BISMIHI TA’ALA
martsa 2016
2004 – 2016
tsarafaracharly@gmail.com
Eto dia hianatra litera iray vaovao ahazoana ny feo « K »
isika mba hanampy antsika amin’ny fahazoana ny tohin’ny lesona
KAAFoun
Toy izao izy ireo rehefa asiantsika ny mpamaritra AL
ﻚ
ُا ْﻟﺑَﺎب
Ny varavarana (albaabou)
Toy izao no fanoratana azy
+261 34 01 092 93
ٌﺑَﺎب
varavarana (Baaboun)
Fa rehefa misy litera
manaraka azy dia toy izao ny endriny rehefa tapahina
-----------------------------------------------------------------
ْﻚَ ﻜُ ﻚِ ﻜ
ُا ْﻟﻣَﻛْ ﺗَب
ٌﻣَﻛْ ﺗَب
Ny latabatra fiasana
Latabatra fiasana
(maktaboun)
(Almaktabou)
Ireto ary misy voambolana telo vaovao :
ا ْﻟﻛُرْ ﺳِ ﻲﱞ
ﻛُرْ ﺳِ ﻲﱞ
Ny seza
seza
(Alkoursy-you)
(koursy-youn)
Mariho tsara fa vakiana atao heno tsara ny « L » amin’ireto teny
ireo. Amin’ny lesona fahaenina dia hianatra voambolana telo
vaovao hafa isika no sady hianatra fitsipi-pitenenana vaovao.
ﻛُرْ ﺳِ ﻲﱞ
ٌﻣَﻛْ ﺗَب
ٌﺑَﺎب
Koursy-youn
Maktaboun
Baabooun
NY TENY ARABO
Hafatra : Aza hadino ny mamerimberina an’ireo litera vaovao hita
any anatin’ny kahie fianarana manoratra (tsy asiana zanatsoratra)
Alahady 20 martsa 00h 41
LESONA 5
Pejy 2 @ 2


Documents similaires
Sur le même sujet..
litera
ireto
maktaboun
hianatra
latabatra
tsara
koursy
arabo
saalim
fiasana
bismihi
rehefa
lesona
martsa
vaovao