fiche pcd fr mg CMP fianar .pdf


Nom original: fiche pcd fr mg CMP fianar.pdfAuteur: SWEET

Ce document au format PDF 1.4 a été généré par Microsoft® Office Word 2007, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 30/12/2017 à 14:47, depuis l'adresse IP 154.126.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 290 fois.
Taille du document: 163 Ko (4 pages).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


COMITÉ MULTILOCAL DE PLANIFICATION
Comité technique multisectoriel
1. MONOGRAPHIE SOMMAIRE DE LA COMMUNE :

AVRIL-MAI 2001
CONTENU-CANEVAS D'UN PROGRAMME CADRE
DE DEVELOPPEMENT COMMUNAL

.
.

Situation géographique (avec carte) et délimitation administrative de la Commune
Données environnementales (relief, sol, végétation, hydrologie, climat, tanety,
bassins versants, bas-fonds,...)
.
Données démographiques (par âge, par sexe: cf. méthodologie INSTAT)
.
Données économiques (foncier, agriculture, élevage, pêche, artisanat, industrie,
mines, commerce, infrastructures économiques, secteur formel/ informel,
fiscalité)
.
Données sociales (santé et eau potable, éducation, sports et culture,
infrastructures sociales, migrations, modes de vie/ de pensée)
.
Données institutionnelles (Commune, acteurs de développement, groupements &
associations, structure sociale, services techniques publics/ privés, organismes
confessionnels).
2. DIAGNOSTIC PARTICIPATIF:
Il existe plusieurs variantes de diagnostic participatif, ayant pour points
communs l'analyse des problèmes et des potentialités locales: on peut citer par exemple
la méthode F.F.O.M. de diagnostic interne (Forces & Faiblesses) et externe
(Opportunités & Menaces), qui peut répondre à la plupart des besoins des utilisateurs.
On retrouve généralement ces éléments de base dans les différentes variantes,
l'objectif étant de permettre la collecte de données exploitables et surtout
l'appropriation du processus de diagnostic participatif au niveau local.
3. SCHEMA DE DEVELOPPEMENT:
Sur la base du diagnostic participatif, résumant les principaux facteurs de
blocage et de progrès pour le développement, le schéma de développement retrace, en
général en termes sectoriels (exemple: environnement et production/ social et culturel/
institutionnel), les axes possibles de développement de la Commune.
4. PLAN D'ACTIONS PRIORITAIRES:
Le plan d'actions prioritaires vise à traduire en termes opérationnels les axes
stratégiques de développement communal, en regroupant par secteurs l'ensemble des
projets jugés prioritaires (au stade d'idées de projets ou déjà documentés).
Cette étape nécessite au préalable l'examen concerté et l'établissement de
critères de sélection des projets sectoriels, pour faciliter leur priorisation.
5. COUT ESTIMATIF ET CALENDRIER DE REALISATION DU PROGRAMME-CADRE :
Après avoir identifié les actions prioritaires,la tâche suivante consiste à
formuler le programme d'investissement pluri-annuel, sur la base des coûts estimatifs
et les échéanciers de réalisation des projets à court, moyen ou long terme
(conformément aux termes du Décret 95.005 du 25 Juin 1995/ article 6: "Chaque
collectivité doit disposer d'un programme d'investissement triennal glissant").
6. RESPONSABILITES DES CDC ET BENEFICIAIRES PENDANT ET APRES LES PROJETS:
Le Programme Cadre de Développement Communal (PCDC) a pour vocation de devenir un
document contractuel, servant de base de négociation avec les partenaires techniques et
financiers.
D'où la nécessité d'établir de manière concertée les responsabilités de toutes
les
entités impliquées dans le processus et les actions de développement communal.
A cet effet, il y a lieu de clarifier les rôles des structures de concertation et
d'appui communal (type CDC, ...) dans la réalisation des projets de développement, en
vue d'optimiser la participation des populations aux différents stades des projets
(conception, gestion pendant et après-projets).-

COMITÉ MULTILOCAL DE PLANIFICATION
Comité technique multisectoriel

AVRIL- MAI 2001

ANDINIDININ'NY PROGRAMA LASITRA
FAMPANDROSOANA NY KAOMININA (traduction libre)
-----1. FIRAKETANA ANKOPOBENY MOMBA NY KAOMININA:
.Famaritana ara-tsarintany sy ara-panjakana ny faritra iadidian'ny Kaominina
.Antontam-pahalalana mikasika ny tontolo iainana (toe-tany, nofontany, zava-maniry,
rano, toetr'andro, tanety, sahandriaka, lemaka,...)
.Antontan'isa mikasika ny mponina (/sokajin-taona, /lahy sy vavy; jereo ny INSTAT)
.Antontam-pahalalana ara-toekarena (fananan-tany, fambolena, fiompiana, jono, asa
tanana, taozavabaventy, harena ambanin'ny tany, varotra, fotodrafitr'asa aratoekarena, seha-pihariana ara-dalàna/ tsy manara-penitra, fizotran'ny hetra)
.Antontam-pahalalana ara-sosialy (fahasalamana sy rano fisotro, fanabeazana,
fanatanjahantena, kolontsaina, fotodrafitr'asa ara-sosialy, fifindra-monina, fomba
fiainana/ fisainana)
.Antontam-pahalalana ara-pitondrana (Kaominina, mpikatroka ara-pandrosoana,
vondron'olona sy fikambanana, rafi-piaraha-monina, sampandraharaha teknika miankina/
tsy miankina amin'ny Fanjakana, fikambanana ara-pinoana)
2.

FITILIANA IFARIMBONAN'NY MPIKATROKA:

Maro karazana ireo fomba fitiliana ifarimbonana, samy miainga amin'ny fanadihadiana ny
olana sy fanoitra ara-pandrosoana eo amin'ny faritra: ohatra amin'izany ny fitiliana
anatiny (hery/ fahalemena) sy ivelany (hirika/ loza mitatao) na FFOM (ForcesFaiblesses- Opportunités- Menaces) izay mahavaly ny ankabeazan'ny filan'ireo mpampiasa
fitiliana ara- pandrosoana. Amin'ny ankapobeny, dia ahitana ireo lafin-javatra fototra
ireo rehefa karazana fitiliana ara-pandrosoana, ka ny tanjona tratrarina dia ny
fanangonana antontam-pahalalana azo trandrahina ary indrindra koa ny fifehezana ny
teknika sy ny zotra fitiliana ifarimbonan'ny mpikatroka eo anivon'ny faritra.
3. DRAFITRA

FAMPANDROSOANA:

Miainga amin'ny fitiliana ifarimbonan'ny mpikatroka, izay mandravona ireo sakana sy
fanoitra amin'ny fandrosoam-paritra, no hamolavolana ny drafitra fampandrosoana isantsehatra (ohatra: tontolo iainana sy famokarana/ sosialy sy kolontsaina/ fitondrana sy
filaminam-bahoaka), hanoritsoritana ireo lalan-kizorana azo ombana, hampandrosoana ny
Kaominina.
4. FANDAHARANA ASA LAHARAM-PAMEHANA:
Ny fandaharana asa laharam-pamehana dia natao hampanjariana ho atrik'asa ireo
soridalana voafaritra hampandrosoana ny Kaominina, amin'ny alalan'ny fanasokajiana ireo
atrik'asa heverina ho laharam-pamehana (vinavina na efa misy antontan-taratasy).
Araka izany, dia ilaina ny fiaraha-midinika sy famaritana mialoha ireo mason-tsivana ny
tetik'asa ara-pandrosoana, hanamorana ny fanasokajiana ireo tetik'asa isan-tsehatra
araka ny laharam-pamehana.
5. TOMBAM-BIDY SY FANDAHARAM-POTOANA HANATANTERAHANA NY

PROGRAMA LASITRA:

Rehefa hita ny atrik'asa laharam-pamehana, dia hatao indray ny vinavina programa
famatsiam-bola aman-taona miainga amin'ny tombam-bidin'ireo atrik'asa sy ny fandaharampotoana heverina hanatanterahana ny tetik'asa antomotra, antonony sy lavitr'ezaka
(araka ny didy hitsivolana 95.005 tamin'ny 25 Jiona 1995/ And.6:" Ny vondrom-paritra
tsirairay dia tsy maintsy manana fandaharan'asa fampitaovana fampandrosoana telo taona
mifanesy, havaozina isan-taona")
6. FITSINJARANA ANDRAIKITRA EO AMIN'NY KOMITY FAMPANDROSOANA NY KAOMININA (CDC) SY IREO
MPAHAZO TOMBONTSOA MANDRITRA SY AORIAN'NY TETIK'ASA:
Ny Programa Fampandrosoana ny Kaominina dia hanjary boky firaketana hifamatoran'ny
mpikatroka ara-pandrosoana, hoenti-manana ny fifampiraharahana amin'ny mpamatsy vola.
Noho izany, dia ilaina ny fifampidinihana matotra mikasika ny fitsinjarana andraikitra
eo amin'ny ankolafin-kery rehetra mandray anjara amin'ny zotra fampandrosoana sy ireo
atrik'asa eo anivon'ny Kaominina.
Marihina amin'izany ny tokony hanazavana ny anjara asan'ireo sehatra ifampidinihana sy
rafitra mpitan-tsoroka ny Kaominina (tahaka ny CDC ...) eo amin'ny fanatanterahana ireo
tetik'asa fampandrosoana, hahafahana manatontosa araka ny tokony ho izy ny fandraisana
anjaran'ny mponina eo amin'ny ambaratonga rehetran'ny tetik'asa (famolavolana,
fitantanana mandritra sy aorian'ny tetik'asa).-

Groupe d’Etudes Rurales
2002

Janvier-Juillet

CADRE LOGIQUE
PROJET-TYPE: REBOISEMENT COMMUNAL
NATURE DES
ACTIVITES

Restauration de
l’environement
du bassinversant
de
Mananantanana
OBJECTIFS
Reboisement
SPECIFIQUES annuel
RESULTATS
Reboisement
ATTENDUS
planifié et
entretenu au
niveau de
chaque
Fokontany
FINALITE

ACTIVITES

1.1. Identificatio
n des sites et
essences de
reboisement
1.2. Gestion des
pépinières
par
Fokontany
et par école
1.3. Campagne
de
reboisement
par
Fokontany
et par école
Suivi du
reboisement

INDICATEURS

RESPONSABLES

HYPOTHESES

Indicateurs sur la
Commission Environnement
forêt, l’eau, le sol, etc de la Commune
CDC= Comité de
Développement Communal
Superficies boisées,
et de reboisement
Nombre d’ateliers de
formation
Schéma
d’aménagement du
terroir
Nombre de plants
Nombre d’arbustes
plantés
Nombre d’arbres en
croissance
MOYENS
. humains:
* nombre de
personnes requis
* compétences à
mobiliser (hommes,
femmes)
* formation requise,
...
. matériels:
terrains
matériels, ...

Commission Communale
CDC
Commission Communale
CDC
Associations

Budget annuel
. Appui technique
(ANAE, ONG...)
. application du Dina
(convention locale)
contre les feux
sauvages
. Appui marketing
(entreprises,
ONG...)

BUDGET
GLOBAL:
1.1: Identification
= 100.000 Ar

Participatio
n:
=100.000
Ar de la
Commune

1.2 : Pépinière:
= 1.000.000 Ar

1.3.: Reboisement:
= 5.000.000 Ar
1.4. Suivi:
= 200.000 Ar
TOTAL
= 3.300.000 Ar

=200.000
Ar des
Fokontany
et
associations
d’école

. Elaboration de
schéma
d’aménagement de
terroir au niveau de
chaque village

= 200.000
Ar de la
Commune
= 100.000
Ar de la
Commune
Totaliny
= 600.000
Ar

CONDITIONS
PREALABLES:

- Décision concertée entre les Fokontany et la
Commune concernant le reboisement sur
l’ensemble de la Commune

Groupe d’Etudes Rurales

JanoaryJolay 2002
LASITRA FANJOHIAN-KEVITRA (Cadre Logique)
TETIKASA : FAMBOLENA HAZO ISAKY NY KAOMININA

ANDINIDININ'
NY TETIK'ASA

Fanarenana ny
tontolo
iainanaeo
anivon'ny
sahandriakan'i
Mananantanana
ZAVAFambolena hazo
KINENDRY
isanTaona
VOKATRA
Fambolen-kazo
ANDRASANA mirindra sy
voakolokolo
isampokontany
TANJONA

ATRIK'ASA

MARI-DREFY

TOMPON'ANDRAIKITRA

FEPETRA

Mari-drefy mikasika Vaomieran'ny Commune
ny ala, rano, tany,
CDC
sns

Velarantany rakotra Vaomieran'ny Commune
ala, voavoly hazo
CDC

Teti-bola isantaona

Isan'ny atrik'asa
Vaomieran'ny Commune
fiofanana
CDC
Drafitra fanajariana Fikambanana
ny tany
Isan'ny zanakazo
Isan’ny hazo
voavoly
Isan’ny hazo maniry

.Tan-tsoroka arateknika
(ANAE, ONG...)
. Fampiharana ny
Dina
@ doro tanety
. Tan-tsoroka @
| lalam-barotra
(orinasa,
ONG...)

HOENTITETI-BIDY
1.4. Fitiliana ny
MANANA
Ankapobeny:
Fandraisana
toerana
anjara:
hambolena
. ara- olona:
1.1: Fitiliana :
= 100.000 Ar
hazo sy ny
isan’olona ilaina
=100.000 Ar
avy @
karazana
fahaizana asa
Kaominina
hazo ho volena
lahy, vavy
1.2 : Taninketsa:
1.5. Fikarakarana fiofanana ilaina, ... = 1.000.000 Ar
= 200.000 Ar
pépinière isaky
avy
ny
. ara-pitaovana:
1.3.: Fambolen@ FKT+FRAM
Fokontany sy
tany
kazo:
sekoly
kojakoja, ...
= 2.000.000 Ar
= 200.000 Ar
1.3. Fanaovana
avy @
asa
1.4. FanarahaKaominina
fambolen- kazo
maso:
isaky ny
= 200.000 Ar
= 100.000 Ar
Fokontany
avy @
sy ny sekoly
TOTALINY
Kaominina
1.6. Fanaraha= 3.300.000 Ar
maso
ny hazo voavoly
Totaliny

. Famolavolana
drafitra
fanajariana
isan-tanàna

= 600.000 Ar
FEPETRA MIALOHA:

- Fanapahan-kevitra ifanarahan'ny FKT sy
Kaominina
hanatanterahana ny fambolena hazo manerana ny
Kaominina


fiche pcd fr mg CMP fianar.pdf - page 1/4


fiche pcd fr mg CMP fianar.pdf - page 2/4


fiche pcd fr mg CMP fianar.pdf - page 3/4

fiche pcd fr mg CMP fianar.pdf - page 4/4


Télécharger le fichier (PDF)


fiche pcd fr mg CMP fianar.pdf (PDF, 163 Ko)

Télécharger
Formats alternatifs: ZIP



Documents similaires


fiche pcd fr mg cmp fianar
amoronimania en bref version fevrier 2018
madagascar region amoronimania en bref 27 pages mai 2017
lalampanorenana 2010 1
9otv86l
xepth9n

Sur le même sujet..