12 Business en ligne Mada 3460 .pdf



Nom original: 12 Business en ligne Mada-3460.pdf
Auteur: A3600-d

Ce document au format PDF 1.5 a été généré par Microsoft® Word 2016 / www.ilovepdf.com, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 26/03/2020 à 13:24, depuis l'adresse IP 41.74.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 160 fois.
Taille du document: 596 Ko (9 pages).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


12 Business en ligne Madagasikara
Salut ! Baddy no anarako web marketeur no asako ary manao asa en ligne koa mba hampidombona ny
vola miditra isambolana .
Hampianariko anao atao amin'ity boky ity ireo fika azahoana vola amin'ny internet. Na miasa ianao na
mbola mianatra Ka manana Android , iOS , ordinateur dia afaka manao asa en ligne tsara izay tsy
andanina fotoana firy 2h isan'andro dia ampy.
🔰 Tsy inona ny asa en ligne fa asa atao amin'ny internet izay azahona vola vahiny ( $ ,€ , Crypto) Ka mila
fahamatorana tsara na dia mora atao aza.

I- NY ZAVATRA ILAINAO
Alohany handraisanao dollars sy euros dia mila anananao ireto zavatra ireto
1)Toetra ilaina
➖Olona tia karokaroka sy mampianan-tena
➖Mahay mifandray amin'olona

➖Tsy maika ,mila mahandry
➖Tsy mora kivy
Mila mifady hanina matetika 🔰 ... (Nooon Sangisangy izany )
2) Ny Fitaovana ilaina
➖Finday ( Android , IOS) na Ordinateur.
➖Adresse e-mails
➖Connexion
➖Carnet handraisana note
➖Wallet
🔰 Ny atao hoe Wallet dia portefeuille numérique imois

hampirimanao ireo vola azonao
Ireto ny karazany wallet izay telechargena sy amoronana compte.
PayPal (spécial Cash :€,$,)
Coinbase : (spécial cryptomonnaies)
Wallet Bitcoin
Skrill , payeer ...
Maro izy ireo fa manova recherche 🔰
3) Tsy tsara ho fantatra !
✅Link/lien/Url : Fehezanteny codé izay afahana makany amin'ny site web iray na hi-telechargena zavatra
iray .
Ohatra lien : http://12Bisna/Mada.id?/123456
✅Refferal link : Dia lien hampidirana olona à min n'y site web iray
✅Refferal : Olona nampidirina hanao asa en ligne amin'alalan'ny Refferal link.
✅Cryptomonnaies : Vola numérique.

🔰Vola numérique mitovy amin'ny vola ao amin'ny compte orange monde s'y Mvola Ihany fa ny Lanjany
sy ny anarany no hafa.
Ireto ireo karazany Cryptomonnaies malaza eto amintsika :
✨Bitcoin: 7000$
✨Litecoin:30$

✨Ethereum: 200$
NB: Miovaova nefa ny lanjany cryptomonnaies . ohatra androany 1Bitcoin =7000$ , rampitso mety
midina na miakatra. ( manova recherche tompoko)

II-12 Business en ligne Madagasikara.

1)WEBTALK
Réseau social izy io mitovy amin'ny FB Ihany nefa ny mampiavaka azy dia ny Membre ny webtalk rehetra
dia mahazo 100$ na mihotra Ny zavatra atao ao dia mi-connect , mampiditra membre , manao pub.
Raha te hahalala bebe kokoa dia midira membre webtalk
Tokony ho azonao :100$/mois
Potsero ilay soratra manga 🔰

Lien webtalk:https://join.webtalk.co/6819136

2)BUZZBREAK
Application atao fidiram-bola zavatra atao dia mijery vidéo fotsiny de mahazo vola
🔰 Marina ve izany ???
Tena marina satria ny vidéo alefan'ireo vazaha ao amin'ny YouTube dia azahoany vola raha betsaka ny
mijery ilay vidéo .mba hahamaro ny mpijery nefa dia omena vola koa ireo pijery mba hazoto hijery ny
videony🔰
Tokony ho azonao: 10$/mois
Lien i-telechargena azy : http://bit.ly/2wyGzbq
Code bonus (0.1$)
Rehefa misokatra ny comptinao dia modira ao amin'ny Wallet dia Enter code. Ampidiro ao ilay code
bonus.

3)Crypto Pop
Jeux Android mitovy amin'ny Candy Ihany afahanao mahazo Cryptomonnaies
Tokony ho azonao :10$/mois
Lien :https://bit.ly/2xjQ0fx

4) IKranus
Application fanaovana trading gratuit , manao investissement ao amin'ilay apps ianao dia mahazo
tombony avy eo ny volahanaovanao dia efa omeny ao rehefa avy manao inscription ianao anjaranao
mampitombo azy
Tokony ho azonao: 25/mois
Lien:invitehttps://play.google.com/store/apps/details?id=com.ikranus.bitech&referrer=coincoderefipfKAPXlH2
5)Cryptotab
Navigateur mitovy amin'ny Google chrome ary afaka anovana minage *Bitcoin

Minage dia tsy misy asa atao fa activena fotsiny ny minage auto ,Mitombo hoazy ao ny volanao dia
ampiasana matetika ilay navigateur
Lien:https://get.cryptobrowser.site/10994448
6) Mastercoin et Indigicoin
Site web fanaovana minage .
Efa nahita compteur ny jirama ve ? Mitovy amin'izay ilay minage raha velona ny téléphone nao dia
mitombo hoazy ao ny volanao

Lien::https://mastercoin.pro/?ref=chanteurmada

Lien:https://indigocoin.net/?ref=chanteurmada

7)TELEGRAM
Application afaka azahoana cryptomonnaies ny asa atao dia mi-visite site web , Manao jeux ary manao
pub
Tokony ho azonao :136$/mois
Lien:https://t.me/Litecoin_click_bot?start=R7Y0
Lienhttp://t.me/ETH_Fruit_mbot?start=834413945
Lienhttps://t.me/America_Giftyou_Bot?start=r0458405347
Lienhttp://t.me/BCH_clickbot?start=pqmj
Lien:http://t.me/saildoge_miner_bot?start=834413945

OK manotany enao zao hoe ahona ary no azahoako ilay vola ampelatanana?🔰

🔰 Rehefa ao amin'ny wallet nao ilay vola Ka raha hisintona azy dia izao:
🔰Atao echange amin'olona ao amin'ny réseau sociaux na koa amin'ireo orinasa fanaovana échange
Ny ao anatiny wallet-nao dia misy adresse izay ampesaina rehefa handray sy handefa vola ianao

Râja handray vola dia alainao ilay adresse alefanaoamin'ny olona handefa aminao fa ianao indray no
handefa dia ils y olona no manome adresse ho anao.
⚡⚡⚡⚡⚡⚡⚡⚡⚡⚡⚡⚡
Raha kajina ny vola tokony ho azonao raha manao ireo rehetra ireo dia 281$/mois farany ambany nefa
izany. 🔰 🔰
Tsy voatery hipetraka any ivelany vao handray dollar sy euros fa na eto antoerana dia mety.
Fa mila manana paik'ady nefa ianao hahatratraranao ny tanjona

Mankasitraka anao namaky hatramkn'ny farany ity no tapany volohany ami'ny business en ligne
madagasikara fa mbola ho havoka tsy ho ela ny tapany faharoa
Raha mila fanazavana fanampiny dia andefaso Mp ireto:
Facebook : Breaking Cash
Pages FB: Breaking Cash
Instagram : Baddy Newstone
E-mail: chanteurmada@gmail.com




Télécharger le fichier (PDF)

12 Business en ligne Mada-3460.pdf (PDF, 596 Ko)

Télécharger
Formats alternatifs: ZIP







Documents similaires


convocation 2016
ahoana no fikolokoloana ny fitadidiana
lesona 3
depliant rajabo 2018
korbatane 6 ny volana masina ramadany version 2016
pi network white paper   traduction fr