GALILIA 2021 V.2 Fiarahabana .pdf


Nom original: GALILIA 2021 V.2 Fiarahabana .pdf

Ce document au format PDF 1.7 a été généré par Microsoft® Word for Microsoft 365, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 03/01/2021 à 11:50, depuis l'adresse IP 80.214.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 7 fois.
Taille du document: 134 Ko (1 page).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


3 Jaona 1:2

« Ry malala, mangataka aho mba hambinina sy ho salama amin'ny zavatra rehetra
anie ianao, tahaka izay anambinana ny fanahinao ihany. »
Ry havana malala
Am pifaliana no hiarahabana antsika Zanak’Ambohitantely ZP GALILIA tratry ny taona 2021
Mivalona ny taona 2020 , taona hafa kely ,feno tebi teby, taom- pitsapana ho antsika rehetra.
Kanefa na teo aza ny valan’aretina mandrara antsika tsy hifankahita sy hifandray mivantana dia
hisaorantsika Andriamanitra fa mbola afaka miray fo sy saina ary mifapitrotro am-bavaka.

Maniry ny hifanatritava isika
Leo ny fihobohana
Ka toa zay vao mahatsapa
Fa tsara kay ny fiarahana
Tsy hihaona anefa isika @izao fiandoahan’ny taona vaovao izao, toy ny fanao
Ny Fitandremana tsy midika hakanosana
Fa ny Tompo hanatanteraka ny fikasana
Tsy sanatria fahakelezam-pinoana koa
Fa tena fahokiana ny Tompo Ray tsitoha
Ka rehefa tonga ny fotoana
izay hiarahana mihaona
irina tsy ho ela
Satria ny aretina ho tavela
Dia hiara hisaotra nyTompo
Satria voavonjy ny mpanompo
Ka hitorebika sy hifaly
Isika mpianakavy
Eo ampiandrasana izay fotoana izay
Dia samia mandray ny FITAHIAN-DRAY
Ka samy hitandrina ny didy
Isika olo boafidy. - 1 Petera 2 :9 « Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy »
Andry RAZAKARIVONY


Aperçu du document GALILIA  2021 V.2 Fiarahabana .pdf - page 1/1




Télécharger le fichier (PDF)




Sur le même sujet..





Ce fichier a été mis en ligne par un utilisateur du site. Identifiant unique du document: 01960058.
⚠️  Signaler un contenu illicite
Pour plus d'informations sur notre politique de lutte contre la diffusion illicite de contenus protégés par droit d'auteur, consultez notre page dédiée.