Copie de KORBATANE 8 2021 MG .pdf
Ce document au format PDF 1.5 a été généré par sejda.com (4.1.4) / SAMBox 2.2.6, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 19/03/2023 à 19:58, depuis l'adresse IP 91.175.x.x.
La présente page de téléchargement du fichier a été vue 1 fois.
Taille du document: 99 Ko (1 page).
Confidentialité: fichier public
Aperçu du document
BISMIHI TA'ALA
JAN 2021 ( taona faha 21) 2001 -2021
KORBATANE
ILALLAH
V A V A K A
N° 8
MI A R O
Ny Marhoum Shaikh HOUSSAIN HAMDAR AL A'MILI (RA) dia naniraka ny mpianany
nantsoina hoe Sayyed AL MOURTADHA isaky ny tonga ny volana DJAMAD AL AKHIR mba
hanoratra an'ity vavaka ity sy hanao dika mitovy maro ary hizara izany amin'ireo mpino.
Ity vavaka ity dia miaro izay olona nahavita azy amin'ireo loza sy ny areti-mifindra
(valan'aretina) mandritra ny taona iray feno (360 andro). Ny fanaovana azy dia ao anatin'ny
andro iray izay tiana na ahafana manao azy ao anatin'ny volana DJAMAD AL AKHIR (ihany).
Toy izao ny endriny : salato rakato efatra fa atao tsiroaroa ohatra ny vavaka maraina ka samy
salamo avokoa. Atao fikasana tokana, tsy olana na atao amin'ny teny Malagasy.
(Aoka tsy hadino ny fandroana masina)
Fikasana (Niyat)
Rakat 1: FATIHA 1 + AYAT AL KOURSY 1 + AL QUADR 25
Rakat 2 : FATIHA 1 + TAKATH-THOUR 1 + AL IKHLAS 25
Faranana amin'ny SALAMO.
Avy eo tonga dia mitsangana avy hatrany tsy manao fikasana intsony fa tonga dia atomboka.
Rakat 3 : FATIHA 1 + KAAFIROUNA 1 +
Rakat 4 : FATIHA 1 + NASR
1+
FALAQ
25
NAAS
25
Faranana amin'ny SALAM0 toy ny mahazatra.
Rehefa vita izany dia tanisaina im-pitopolo (in-70) avy ireto manaraka ireto :
SOUBHANALLAHY WAL HAMDOU LILLAHY WA LAA ILAAHA IL-LALLAHO WAL-LAHOU AKBAR
AL-LAHOUM-MA S' AL-LY A'LA MOUHAM-MADIW WA AAALY MOUHAM-MAD
ALLAHOUM-MA-GHRFIR LIL MOUW'MININE WAL MOUW'MINAATE
Ao aorian'izany rehetra izany dia mamerina an'ity in-telo (in-3) ao anaty sojod :
YA HAY-YOU YA QUAY-YOUM, YA ZhAL DJALAAL WAL IKRAAM, YA ALLAH
YA RAHMAANOU, YA RAHIYM, YA ARHAAMAR RAAHIYMINE.
N'iza n'iza nahavita nanao an'ity vavaka ity dia hahazo fiarovana manokana ho an'ny
vatany: ho an'ny fananany, ho an'ireo zanany ary ny finoany (dine) ary koa ho an'ny fiainany
mandritra ny taona iray manontolo na 360 andro. Raha toa ka tonga ny fotoana handaozany
ny tany eo anelanelan'izany fotoana izany dia ho raisin'ny Tompony izy.
"NY AHLELBAYT-KO DIA TOY NY SAMBO FIARAN'I NOA, IZAY MITAINGINA
AZY DIA HO AVOTRA FA IZAY MITSIPAKA AZY KOSA DIA HO RENDRIKA"
Ny Mpaminany Mohammad (S)
Atolotro manokana ho an'ny fanahin'ny Shaikh ABOUJASIM (Vohipeno) sy ny Tonton MAMOD BUILDING (Morondava) ny valisoa amin'ity
