KORBATANE 44 DOA AL FARAJ .pdf


Nom original: KORBATANE 44 DOA AL FARAJ.pdf
Auteur: Utilisateur

Ce document au format PDF 1.7 a été généré par Microsoft® Word 2019, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 19/03/2023 à 19:58, depuis l'adresse IP 91.175.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 3 fois.
Taille du document: 305 Ko (1 page).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


BISMIHI TA’ALA

KORBATANE ILALLAH N°44

15 Aprily 2021 (taona faha 21)

Vavaka iray tokony haverimberina matetika indrindra moa fa amin’ireo andro lehibe sy ny volana Ramadany

VAVAKA FANAVOTANA
https://www.youtube.com/watch?v=dYfpDz1R4IE
BISMILLAHIR RAHMAANIR RAHIYM
ALLAHOMMA KON LIWALY-YIKAL HODJATY
BNIL HASSAN,
SALAWATOKA ANLAIHY WA ANLA A-AABAAIH,
FY HAAZHIHY -S- SAA-AN-TY FA FY KOLLY SAA-AN,
WALIY-YANN WA HAAFIZAH, WA QAA-IDAN WA
NAASIRAH, WA DALIYLAN WA AYNAH,
HATTA TOSKINAHO ARDHAKA T’A-EN-WAN WA
TOMAT-TIAN-HO FIYHA T’AWIYLAH.

NB : AN≠ AN fa vakiana toy io hita io amin’ny teny
gasy hoe AN toy ireny mamaly antso ireny. Ny teny
arabo dia tsy misy feo Ô fa O avokoa.

AMIN’NY ANARAN’I ALLAH, ILAY BE INDRAFO SY BE
FIHANTRANA
Zanahary ô ! Meteza ianao ho an’ilay sakaizanao,
vavolombelonao, zanak’i Hassan,
Hasondrotrao voninahitra hatrany anie izy sy ny Rainy
ary ireo Raibeny
Amin’izao ora izao, sy amin’ny ora rehetra,
Mba ho Sakaizany hatrany, ho Mpiaro azy, ho Mpitaridalana azy, ho Maso mijery sy manaraka azy,
Mandrapahatongan’ilay fotoana hamerenanao azy
hiaina eto ambonin’ny tany indray araka ny sitrakao,
Ary hamela azy hisitraka ny fiainana mandritra ny
fotoana maharitra tokoa.
(Dikanteny mivantana avy amin’ny teny arabo)

Source : application LES PERLES DIVINES
Afaka henoina amin’io video eo ambony io ny feo
famakiana azy.

ALLAHOMMA SALLY ANLA MOHAMMADIN WA AALY MOHAMMAD WA ANDJIL FARADJAHOM
Zanahary ô ! Asondroty voninahitra hatrany i Mohammad sy ireo fianakaviany masina ary hafaingano ny
fanavotan’izy ireo (ny tany sy ny olombelona manontolo)

Houssen Ch. Alakamisy 15/04/2021 13h15


Aperçu du document KORBATANE 44 DOA AL FARAJ.pdf - page 1/1


Télécharger le fichier (PDF)




Sur le même sujet..





Ce fichier a été mis en ligne par un utilisateur du site. Identifiant unique du document: 01989044.
⚠️  Signaler un contenu illicite
Pour plus d'informations sur notre politique de lutte contre la diffusion illicite de contenus protégés par droit d'auteur, consultez notre page dédiée.