KORBATANE N° 75 SALATO ANDRO FARANY AMIN'NY TAONA SILAMO .pdf


Nom original: KORBATANE N° 75 - SALATO ANDRO FARANY AMIN'NY TAONA SILAMO.pdf
Auteur: Utilisateur

Ce document au format PDF 1.7 a été généré par Microsoft® Word 2019, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 19/03/2023 à 20:09, depuis l'adresse IP 91.175.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 2 fois.
Taille du document: 221 Ko (1 page).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


BISMIHI TA’ALA

KORBATANE ILALLAH N° 75

2001 - 2021

SALATO FANAO ISAKY NY ANDRO FARANY AMIN’NY FANISAN-TAONA SILAMO
Video iray avy amin’ilay mpampianatra efa mahazatra antsika, ny shaikh Hassan AL MANSOURY, no
nosafidiana nakana lesona indray anio. Mampianatra vavaka iray tsy mbola fantatro hatrizay izy ity ka inoaka fa
maro ihany koa no mitovy amiko amin’izany ka samy miara-mianatra eto isika.
Salato rakato roa izy ity, atao
amin’ny andro farany amin’ny
taona. Malalaka be ny fotoana
fanaovana azy satria manomboka
vita salato fadjr ka mandrampilentiky ny masoandro ny hariva.
Somary mavesabesatra kely
ihany saingy ahazoana valisao
goavana koa dia aleo samy miezaka
manao azy e!
Tsy noresahin’ny shaikh eto ny
resaka
fandroana
manazava
(ghroslo) ary ny fanaovana
ranomanitra alohan’ny hanao azy
saingy amporisihiko ny fanaovana
izany fa mampitombo lanja ny valisoa azo. (rohy : https://www.youtube.com/watch?v=AKV8SJtTuNI)
➢ Ny fikasana :
1 - fandroana manazava : AGHRTASILO QORBATANE ILALLAHY TA’ALA
2 - salato: OSSAL-LY RAKA-AN-TAINY QORBATANE ILALLAHY TA’ALA
➢ Ireo vakiana isaky ny rakato:
1. FATIHA x 1
2. TAOHID /IKHRLAS x 10
3. AYATOL KORSY x 10 (vakiana hatramin’ny HOM FIHA KHRAALIDOON)
Aorian’ny salato dia mamaky an’ity doa ity:
ALLAHOMMA MA AN-MILTO BIHY FY HAZHIHI S
SAANATY MIN AN-MALIN NAHAYTANY ANHO WA
LAM TARDHAHO WA NASITOHO WA LAM TANSAHO
WA DA-AN-WTANY ILA T TAWBATY BA-AN-DA
IDJTIRAA-Y ANLAIKA. ALLAHOMMA FA INNY
ASTAGHRFIROKA MINHO FAGHRFIR LY WA MAA
AN-MALTO MIN AN-MALIN YOQARRIBONY ILAYKA
FAQBALHO MIN-NY WA TAQTA-N RADJAA-Y MINKA
YA KARIM

Rehefa vita izany rehetra izany dia ho ketraka tanteraka ingahibe satana sy hiteny hoe: “Tena
very tanteraka aho fa noravany tamin’ny vavaka fangatahana nataony ny ezaka rehetra nataoko
nandrebireby azy nitarika azy tamin’ny fahotana.
ZANAHARY Ô ! ASONDROTY VONINAHITRA HATRANY I MOHAMMAD SY IREO FIANAKAVIANY MASINA
SALATO FARAN’NY TAONA SILAMO

Houssen Féli

08 Aogositra 2021 (17h023)


Aperçu du document KORBATANE N° 75 - SALATO ANDRO FARANY AMIN'NY TAONA SILAMO.pdf - page 1/1




Sur le même sujet..





Ce fichier a été mis en ligne par un utilisateur du site. Identifiant unique du document: 01989070.
⚠️  Signaler un contenu illicite
Pour plus d'informations sur notre politique de lutte contre la diffusion illicite de contenus protégés par droit d'auteur, consultez notre page dédiée.