Recherche PDF
Cet outil permet de trouver un fichier parmi les documents publics partagés par les utilisateurs de Fichier-PDF.fr.
Dernière mise à jour de la base de données: 13 août à 21:15 - Environ 390000 fichiers indexés.
Réponses pour «manana»:
Total: 100 résultats - 0.015 secondes
» aoka ho
fantatry ny olona fa « manana an’i Jesoa tokoa isika » ary aoka tsy ho adinoina fa
ny firahalahiantsika dia fiarovana ho antsika mba hijoro tsara ka tsy ho lavo, ary ny
Tompo aza dia mampianatra antsika ihany koa mba hampahery ny reraka, hanarina
ny lavo amin’ny fanetre-tena.
fichier-pdf.fr/2014/12/20/article-gbut-n-02-2014/
20/12/2014
033 03 928 40
onja.fen@gmail.com
www.nyavo.wordpress.com
Novokarin’ny groupe artistique MIANTSA NY AVO
« Tandremo ny fonao
mihoatra izay rehetra
tokony hotandremana
Fa avy ao aminy no ivohahan’ny aina »
Ohab 4—23
« Samy efa nanota izy rehetra ka tsy
misy manana ny voninahitra avy
amin’Andriamanitra » Rom 3.
fichier-pdf.fr/2013/07/15/l-amour-de-dieu/
15/07/2013
Fa
ny Hazhaa dia entina manondro lehilahy na zavatra heverina ho
manana « genre masculin » ary ny Hazhihi kosa dia entina
manondro vehivavy sy ireo zavatra manana « genre féminin ».
fichier-pdf.fr/2016/04/14/lesona-3/
14/04/2016
Rariny raha manontany izany ny olona
satria ny hananana mpitondra dia hanazava ny lalana iaraha-mizotra, ny tanjona iaraha-manatratra
sy ny anjara ezaky ny tsiraray ary ny enti-manana ho amin’izany.
fichier-pdf.fr/2014/10/04/fanarenana/
04/10/2014
Manaña fomba fijéry telo
samy hafa isίka mikasika ny fitenenana sy ny famaritana ny fahatongavana ary ny fisian’olona
izáy nañitsaka voalohany ny volana, ka toy izáo no metiméty ho fomba fanambarána izány :
fichier-pdf.fr/2014/11/16/dany-014/
16/11/2014
Mitovy zo ny olona rehetra eo anatrehan'ny lalàna, samy manana fahalalahana fototra
arovan'ny lalàna ary tsy misy fanavakavahana na amin'ny maha-lahy na amin'ny maha-vavy,
na amin'ny fari-pahalalàna, na amin'ny fari-piainana, na amin'ny fiaviana, na amin'ny finoana,
na amin'ny tsy fitovian-kevitra.
fichier-pdf.fr/2014/04/30/lalampanorenana-2010-1/
30/04/2014
TENY
FAMPIDIRANA
Ny
fifaninanana
mitondra
ny
anarana
hoe
«
BMOI
Amie
des
Arts
»
dia
karakarain’ny
banky
BMOI
(izay
lazaina
etoana
ho
BMOI),
soloin’Andriamatoa
Alain
Ripert,
Tale
Jeneraly,
tena
sy
manana
ny
foibeny
ao
amin’ny
Place
de
l’Indépendance,
BP
25
Bis
Antananarivo
101.
fichier-pdf.fr/2012/03/23/candidature-bmoi-amiedesarts-vf-vm/
23/03/2012
Misy ray aman-dreny manana ankizy
tezainy ao an-trano no tonga manontany tena noho ireo zanany izay
manjary samihafa mihitsy eo amin’ ny fianarany.Samy zaza omentsakafo sy fitaizana mitovy izao saingy ny sasany lasa matsilo sy
manana tadidin’elefanta,ny hafa toa zara raha mahovoka firy.Misy
fahitan’ ny olona maro koa fa somary miverin-tsaina ny olona rehefa
antitra.Tsy misy tsaroany ny zavatra vao niseho,eny na dia ny vao
haingana aza.Ny mahagaga kosa anefa dia arany tsara ery sy
voapetrapetrany amin’ny antsipirihany ny zava-nisy tamin’ ny
fahazazany amam-pahatanorany.
fichier-pdf.fr/2013/06/15/ahoana-no-fikolokoloana-ny-fitadidiana/
15/06/2013