Reglement concours mariage des enfants VM .pdf


Nom original: Reglement concours mariage des enfants_VM.pdfAuteur: EVASAN

Ce document au format PDF 1.5 a été généré par Microsoft® Word 2010, et a été envoyé sur fichier-pdf.fr le 23/07/2015 à 16:04, depuis l'adresse IP 41.74.x.x. La présente page de téléchargement du fichier a été vue 410 fois.
Taille du document: 434 Ko (2 pages).
Confidentialité: fichier public


Aperçu du document


FITSIPIKY FIFANINANANA NASIONALY ARTISTIKA SARY SY
TONONKALO HOAN’NY TANORA
AMIN’NY FARITRA 22 ETO MADAGASIKARA.

1. Iza avy ireo afaka mandray anjara ?
Ny fifaninana dia misokatra ho an’ny tanora rehetra latsaky ny 19 taona , manerana ny faritra
22 eto Madagasikara
Ny loha hevitry ny fifaninanana dia : AVELAO IZAHAY HIAINA NY FAHAZAZANAY, AZA MBOLA
AMPANAMBADIANA

2. Ahoana no fomba fandraisana anjara ?

Ho an’ireo izay hanao sary
-

Sary mendrika tsy mamoafady ary tsy mifono fanambaniana
Tsy mivoana ny loha hevitra
Penina maintsy, na penisilihazo na penisilihazo miloko
Atao amin’ny taratasy A4

Ho an’ireo hanoratra tonon-kalo
-

Tsy atao mihoatra ny teny 5 ny loha teny
Fiteny mendrika no ampiasaina
Efatra na dimy no isan’ny andininy
Teny malagasy no ampiasaina
Tsy mahazo mivoana ny loha hevitra
3. Ahoana no fandefasana ny tetik’asa ?

Hatramin’ny faha 31 jolay 2015 no fara fandraisana ny asa Tanana rehetra
Atao anaty valopy mihidy, misy ny anarana, ny taona, ny adiresy ary ny nomerao azahoana ny
mpandray anjara
Manatona ny Trano ben’ny Tanora n any ratsamangaikan’ny ministeran’ny tanora sy ny
fanatanjahantena raha mila fanazavana fanampiny ianao.
Na tsidiho ny trano kala
- Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena : http://www.mjs.gov.mg
- UNFPA eto Madagasikara : http://countryoffice.unfpa.org/madagascar
- Pejy FACEBOOK n’ny Tanora Garan’Teen
Na antsoy ny laharana
Tanora miray hina sy mandray andraikitra, omeo lanja ny firotsahanao!


Reglement concours mariage des enfants_VM.pdf - page 1/2


Reglement concours mariage des enfants_VM.pdf - page 2/2



Télécharger le fichier (PDF)


Reglement concours mariage des enfants_VM.pdf (PDF, 434 Ko)

Télécharger
Formats alternatifs: ZIP



Documents similaires


reglement concours mariage des enfants vm
candidature bmoi amiedesarts vf vm
gazety fevrier 2019
im9 version malgache
madagascar prsp malagasy
ahoana no fikolokoloana ny fitadidiana